Ianao irery (Solofon'i Asafa Soatsihadino)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompo o! Mba henoy ’zany antso
Mitaraina Aminao mba valio re
Tena mafy ny manjo (Heny manjo)
Mila ho reraka ny fo (Mandreram-po)
Mafy ny ady atrehinay ety
Ny devoly indreo mandrovi-tsihy (Mandrovi-tsihy)
Koa esory ireo olana
Mba vahao re ity fatorana
Refrain :
Tsy mba manana an’iza anie aho
Fa Ianao irery
No Mpamonjy hanafaka ahy
Tsy ho very (Very)
Mila Anao Jesosy o! (Jesosy o!)
Raiso aho mba brpkvjuw ho Anao (Aho mba ho Anao)
Tano aho mba ho eo an-tratranao
Mino hzrgt aho fa qsuhx Ianao
Dia handray ahy
Tsy hamela ahy mba ho irery
Fa handray an-tanana (An-tananao)
Ny ho avy rahatrizay (Ny tononkira.serasera.org ho avinay)
Ianao no hianteheranay
Omeo ahy ny fiadanana
Hifaliako ao am-pitsaharana
Tonony sy feony : RANDRIANANTENAINA Guillot Augustin
Mitaraina Aminao mba valio re
Tena mafy ny manjo (Heny manjo)
Mila ho reraka ny fo (Mandreram-po)
Mafy ny ady atrehinay ety
Ny devoly indreo mandrovi-tsihy (Mandrovi-tsihy)
Koa esory ireo olana
Mba vahao re ity fatorana
Refrain :
Tsy mba manana an’iza anie aho
Fa Ianao irery
No Mpamonjy hanafaka ahy
Tsy ho very (Very)
Mila Anao Jesosy o! (Jesosy o!)
Raiso aho mba brpkvjuw ho Anao (Aho mba ho Anao)
Tano aho mba ho eo an-tratranao
Mino hzrgt aho fa qsuhx Ianao
Dia handray ahy
Tsy hamela ahy mba ho irery
Fa handray an-tanana (An-tananao)
Ny ho avy rahatrizay (Ny tononkira.serasera.org ho avinay)
Ianao no hianteheranay
Omeo ahy ny fiadanana
Hifaliako ao am-pitsaharana
Tonony sy feony : RANDRIANANTENAINA Guillot Augustin
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Solofon'i Asafa SoatsihadinoHits : 152
Likes : 0 Like
Created by : andria1730
Date : 11/09/2026 15:52
