Hasambarana (Solo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Atao hoe jamba sy marenina izay tia
Kanefa ianao mbola mahita sy mandre
Tsy tononkira.serasera.org maharesy ny sainao, iypldnpg toherinao ny fonao tia
Satria ianao dia te-hanafina fa hoe :
Efa voababon’ olon-kafa manontolo
Ny henatrao mampihatsara velatsihy
Izaho indray na dia voasolo aza ao am-ponao mbola tia
Tsy haiko hafenina kanefa aho mba minia
Ny hasambarana tsy hoe hodiana adala mody tia
Ny eeajcf hasambarako dia fantatro fa tsy eo anilanao
Ny hasambaranao ry olon-tiako
Eny an-tsandrin’olon-kafa
Ny hasambaranao gfhflqt ekeko ho ahy.
Tonony sy Feony : Bessa
Mpihira : Solo

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : SoloVisites : 25323
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : angemiiicky
Date : 31/08/2006 09:59