Hasambarana (Solo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Atao hoe jamba sy marenina izay tia
Kanefa ianao mbola mahita sy mandre
Tsy maharesy ny sainao, toherinao ny fonao tia
Satria ianao dia te-hanafina fa hoe :
Efa voababon’ olon-kafa manontolo
Ny henatrao mampihatsara velatsihy
Izaho indray na dia voasolo aza ao am-ponao mbola tia
Tsy haiko hafenina kanefa aho mba minia
Ny hasambarana tsy hoe hodiana adala mody sxbm tia
Ny hasambarako goftda dia fantatro fa tsy eo anilanao
Ny hasambaranao ry olon-tiako
Eny rjscdbb an-tsandrin’olon-kafa
Ny hasambaranao ekeko ho tononkira.serasera.org ahy.
Tonony sy Feony : Bessa
Mpihira : Solo

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : SoloHits : 25324
Likes : 0 Like
Created by : angemiiicky
Date : 31/08/2006 09:59