MBA METEZA (SERAFIMA AMBOHIBAO TOBY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Ho anao izay mihaino anio
Aza manamafy ny fo
Sao anio no fotoana handrenesanao ny teny
Izay nomen'i Jesosy
Ho anao tsy nihaino hatrizay
Meteza handray ilay Ray
Fa izy no Tompo mpanjaka
Nahary tononkira.serasera.org ny tany sy lanitra koa
Koa meteza zpwpvsw hidirany anio ilay fonao tery
Tery mora tezitra tsy mba madio
Fa tena rdcu ho dioviny tena hadio, raha toa hekenao e
Raha toa ka manaiky izany ianao
2- Betsaka anie ny tety
Lasa tsy nandray ilay fitia
Nefa izao sy hianao mbola nahatratra izao ka asa
Izay mba eritreritsika
Isika izay izay tsy nahavita soa
Sady toa mpisitaka koa
Rehefa mba tonga ilay andro
Natokana mba hiderana ilay Ray
Sao lahy ka hanenina re ireto isika
Ka andao acnjhbc dieny izao dia hamoy ireo ditra
Izay tsy miteraka vokatra soa
Fa mety hitondra antsika ho very tsy andapa soa

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : SERAFIMA AMBOHIBAO TOBYVisites : 1564
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : jeremiar1
Date : 08/02/2017 08:05