tandremonao (sami FJKM ITAOSY)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
REF pluvdoqi :Mamafy rivotra , mijija tadio,
tandremo sao tratran’io
Ny voa afafy tsy maintsy jijaina,
koa mandehana fa aza malaina

1-Raha noana ny fahavalonao
Dia mandehana omeo sakafo
Raha mangetaheta ny namanao,
Omeo rano xbfjsvva izy hosotroiny

2-Raha toa ka misy ireo mahantra
Dia mandehana omeo fihantrana
Raha tononkira.serasera.org toa ka misy ireo malemy
Dia mandehana hatanjaho izy ireny
3-Ka mba fidio re ny voa hafafy
Ho masomboly tena voasedra
Dia hohitanao ny vokatr’io
Fa taona zina e ! Ny fiainanao
            vkzlimw       A . Hery Razanakoto  

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : sami FJKM ITAOSY
Hits : 350
Likes : 0 Like
Created by : feotsotrakoto
Date : 04/03/2025 07:16
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0378