Ampidiro aloha ny tenimiafina
tandremonao (sami FJKM ITAOSY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
ebnmkonx REF :Mamafy rivotra , mijija tadio,
tandremo sao tratran’io
Ny yjqcyi voa afafy tsy maintsy jijaina,
koa mandehana fa aza malaina
1-Raha noana ny fahavalonao
Dia mandehana omeo tononkira.serasera.org sakafo
Raha mangetaheta ny namanao,
Omeo rano izy hosotroiny
2-Raha toa ka misy ireo mahantra
Dia mandehana omeo fihantrana
Raha toa ka misy ireo malemy
Dia mandehana hatanjaho izy ireny
3-Ka mba fidio re ny voa hafafy
Ho masomboly tena voasedra
Dia hohitanao ny vokatr’io
Fa taona zina e ! Ny fiainanao
rlkpq A . Hery Razanakoto
tandremo sao tratran’io
Ny yjqcyi voa afafy tsy maintsy jijaina,
koa mandehana fa aza malaina
1-Raha noana ny fahavalonao
Dia mandehana omeo tononkira.serasera.org sakafo
Raha mangetaheta ny namanao,
Omeo rano izy hosotroiny
2-Raha toa ka misy ireo mahantra
Dia mandehana omeo fihantrana
Raha toa ka misy ireo malemy
Dia mandehana hatanjaho izy ireny
3-Ka mba fidio re ny voa hafafy
Ho masomboly tena voasedra
Dia hohitanao ny vokatr’io
Fa taona zina e ! Ny fiainanao
rlkpq A . Hery Razanakoto
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : sami FJKM ITAOSYHits : 348
Likes : 0 Like
Created by : feotsotrakoto
Date : 04/03/2025 07:16
