misaora amin'ny zavatra rehetra (sami FJKM ITAOSY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Ny zavatra nomenao ahy , isaorako avokoa
Tsy misy mampanahy tokoa fa tena mahasoa
Ekeko tsotr’izao Jesoa fai zay no sitrakao
Satria ianao tjglribx Jesoa no miahy ny momba ahy
saorako Anao avokoa izay sitrakao ho ahy
Mety ho sarotra sy ho mafy koa
Mety ho ratsy nefa mahasoa
Zay rehatra omeano Jesoa ekeko amin’ny fo
2– Izay rehetra iainako hisaorako Anao
Tsy misy ady varotra fa mety avokoa
Ekeko tsotr’izao Jesoa f’izay no sitrakao
Satria ianao Jesoa tbugg no miahy ny fiainako
Isaorako anao avokoa ‘zay rehetra omenao ahy
Na ho faly aho na ory ihany koa
Na hitsiky na vbto hitomany koa
Zay rehetra omeano Jeosa ekeko tsotr’izao
REF :
Misaorà ; misaorà amin’ny zavatra rehetra
Fa izany no sitrapon’Andriamanitra
Ao amin’ny Kristy Jesoa ho anareo
(ITes : 5/18
tononkira.serasera.org ANDRIAMIZAKA Hery Razanakto ( 06/07/2024

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : sami FJKM ITAOSYHits : 339
Likes : 0 Like
Created by : feotsotrakoto
Date : 06/03/2025 07:05