minoa de manantenaha (sami FJKM ITAOSY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha mbola eto antany,tsy maintsy hiatrik’ady ianao
Fa marobe tokoa ‘reo karazan’ady hatrehanao
Dia ao reo ady am-panahy,ao koa reo adin-tsaina re
Ireo tsy azo ialàna ,ireo adim-piainana
Reo ady am-panahy tononkira.serasera.org ,reo adin-tsaina re
Reo adim-piainana ftcxyta ,reo reo ady hatrehanao
Dia azo mbola mitaraina ianao,minoa ka manantenà
Ny Tompo anie ka tsy handao anao,@ ady izay atao

Ny Tompo anie no hiady h anao,fa ianao dia duesuxz hangina
Koa mandehana ianao hatreo reo adinao fa aza misalasala
Dia matokia Azy ianao fa Izy hiady ho anao
Dia ho mpandresy koa ianao
A . Hery Razanakoto zkyh (23 Aôut 2019)

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : sami FJKM ITAOSYVisites : 285
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : feotsotrakoto
Date : 04/03/2025 06:45