Ampidiro aloha ny tenimiafina
minoa de manantenaha (sami FJKM ITAOSY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha qfmv mbola eto antany,tsy maintsy hiatrik’ady ianao
Fa marobe tokoa ‘reo karazan’ady hatrehanao
Dia ao reo ady am-panahy,ao koa reo adin-tsaina re
Ireo tsy azo ialàna ,ireo adim-piainana
Reo ady am-panahy wxodbmup ,reo adin-tsaina re
Reo adim-piainana ,reo reo ady hatrehanao
Dia azo mbola mitaraina ianao,minoa ka manantenà
Ny Tompo anie ka tsy handao anao,@ ady izay atao

Ny Tompo anie no hiady h tononkira.serasera.org anao,fa ianao dia hangina
Koa mandehana ianao hatreo reo adinao fa aza misalasala
Dia matokia Azy ianao fa Izy hiady ho anao
Dia ho mpandresy koa ianao
A . Hery kjfo Razanakoto (23 Aôut 2019)

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : sami FJKM ITAOSYHits : 257
Likes : 0 Like
Created by : feotsotrakoto
Date : 04/03/2025 06:45