indro aho mandohalika (sami FJKM ITAOSY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
REF:
Sambatra ny olona,eny tena sambatra
‘zay voavela ny elony sy voasarona ny fahotany
Sambatra ny olona ‘zay tsy isain’ny Jehovah heloka
Ary tsy misy fitaka ny fanahiny
1-Inty aho mandohalika eo ampototry ny hazo fijalianao
Mibebaka ,mofona koa noho ireo fahotana vitako
Koa mamelà sasao re mba ho afa-pahotana
Diovy amin’ny ràanao tononkira.serasera.org soa mba ho afak’heloka
2-Inty aho mandohalika eo ampototry ny hazo fijalianao
Mivalo koa ,mibaboka e ! Mba henoy ny fitarainako
Fa aecnz marobe tokoa ireo didinao tsy voatandriko
Hiverina ao ambalanao,izay re no kruesos tena tiako
3-Inty aho mandohalika eo ampototry ny hazo fijalianao
Mivavaka e! miantso anao mba vonjeo re ity taninay
Indrindra ireo mpitondranay milaza fa nandray Anao tokoa
Indrindra gnbspfj moa ‘lay fahamarinana ,natakalo vola re
A . Hery Razanakoto (Aout 2018)

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : sami FJKM ITAOSYVisites : 361
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : feotsotrakoto
Date : 03/03/2025 08:57