aza manahy (sami FJKM ITAOSY)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1– Aza manahy e! aza manahy e!
Aza manahy ny amin’ny ainareo
Aza manahy e! aza manahy e!
A)amin’izay ho haninareo
B)amin’izay ho sotroinareo
2-Aza manahy e! aza manahy e!
Aza manahy ny amin’ny tqrun tenanao
Aza manahy e! aza manahy e!
A)amin’izay ho tononkira.serasera.org tafinareo
B)amin’izay ho ampitsonao
REF :
Fa katsaho aloha e!
Ny fanjakana yostpuuc sy ny fahamarinany
Dia hanampy anareo
Izany rehetra rehetra izany
Dia aza manahy ianareo

    vtwrd                        A . Hery Razanakoto

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : sami FJKM ITAOSY
Visites : 495
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : feotsotrakoto
Date : 28/02/2025 09:13
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0847