aza manahy (sami FJKM ITAOSY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1– Aza manahy e! aza manahy e!
Aza nbfsog manahy ny amin’ny ainareo
Aza manahy e! aza manahy e!
A)amin’izay ho haninareo
B)amin’izay ho sotroinareo
2-Aza manahy e! aza qyby manahy e!
Aza manahy ny amin’ny tenanao
Aza manahy e! aza manahy e!
A)amin’izay ho tononkira.serasera.org tafinareo
B)amin’izay ho ampitsonao
REF :
Fa katsaho aloha e!
Ny fanjakana sy ny fahamarinany
Dia hanampy anareo
Izany rehetra rehetra izany
Dia aza manahy ianareo
nyjszsu A . Hery Razanakoto
Aza nbfsog manahy ny amin’ny ainareo
Aza manahy e! aza manahy e!
A)amin’izay ho haninareo
B)amin’izay ho sotroinareo
2-Aza manahy e! aza qyby manahy e!
Aza manahy ny amin’ny tenanao
Aza manahy e! aza manahy e!
A)amin’izay ho tononkira.serasera.org tafinareo
B)amin’izay ho ampitsonao
REF :
Fa katsaho aloha e!
Ny fanjakana sy ny fahamarinany
Dia hanampy anareo
Izany rehetra rehetra izany
Dia aza manahy ianareo
nyjszsu A . Hery Razanakoto
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : sami FJKM ITAOSYHits : 494
Likes : 0 Like
Created by : feotsotrakoto
Date : 28/02/2025 09:13
