Tsy iniana (Salomon)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy iniana akory sanatria
Ny hahatsiaro ny ao am-badika tononkira.serasera.org ao,
Ny tantaram-piainana taloha.
Tsy iniana koa ny hampanonja
Ny tadidy ao an-tsaina ao,
Ka handreraka ny fo.

Niezaka ianao ny hanadino ny andro vxeqne lasa
Ny ora izay tsaroana fa mangidy
Niezaka ianao hikosoka ary hamafa,
Nefa izay tsy nety indrindra, no vao maika koa
tadidy

Hany fiononana ao an-tsaina
Dia ilay qqdf fitia tsy mety rava,
Fa nijoro mafy tsy nikoa
Io no hery entina handresy sento,
Sady koa mba hampisava
Zany rahona ao am-po.

Raha nisy nahasorena, ‘zany akom-pahatsiarovana,
Atanjaho ‘zany saina, aza pyhqst avela ho torovana,
Ny ampitso andrandraina, mba hitondra hafaliana.

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Salomon
Visites : 3555
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : ari.malala
Date : 07/04/2008 08:18
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0445