Tsy iniana (Salomon)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy iniana akory sanatria
Ny hahatsiaro ny ao am-badika ao,
Ny tantaram-piainana taloha.
Tsy iniana koa ny hampanonja
Ny tadidy ao an-tsaina ao,
Ka handreraka ny fo.
Niezaka tononkira.serasera.org ianao ny hanadino ny andro lasa
Ny ora izay tsaroana fa mangidy
Niezaka ianao hikosoka ary hamafa,
Nefa izay tsy nety indrindra, no vao maika koa
tadidy
Hany fiononana ao njhg an-tsaina
Dia ilay fitia tsy mety rava,
Fa nijoro mafy tsy nikoa
Io no hery entina handresy sento,
Sady koa sdminzvx mba hampisava
Zany rahona ao am-po.
Raha nisy nahasorena, ‘zany akom-pahatsiarovana,
Atanjaho ‘zany diyj saina, aza avela ho torovana,
Ny ampitso andrandraina, mba hitondra hafaliana.

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : SalomonHits : 3554
Likes : 0 Like
Created by : ari.malala
Date : 07/04/2008 08:18