Angamba (Salomon)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Angamba ifaliako ny volana mitranga
An’habakaba-manga
Kanefa mbola tiako ny masonao mijery
Mibanjina ahy irery

Milaza ny fitia (2)
Nanganohano ery (2)

  Angamba hafakely ny tsiron-drano namg an’ala
  Madio mangalahala
  Fa mamy toa tantely
  Ireo molotra manify, tononkira.serasera.org mitsiky menafify

   Manoroka ahy mangina (2)
   Mandroatra fifaliana (2)

    Angamba koa ho fatratra, ny kalon’ny antsiva
qgkg    Manako takariva
    Fa mbola tonga lafatra, ny hira nangononina
    Nihanta fisamonina

     Mitohoka ny sofiko (2)
     Ka zary nofinofiko (2)

      Izao tontolo izao, mirindra sy voalanto
      Fatratra sy kanto
      Anefa epkjy raha ianao
      Monja no tsy ao

       Izao tontolo izao no tsoriko ry aina (2)
       Fa tany karankaina (2)




Feony: Ramaroson Wilson
Mihira: Salomon sy Olga

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Salomon
Visites : 5961
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : hery
Date : 05/06/2009 16:21
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0191