Angamba (Salomon)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Angamba ifaliako ny volana mitranga jirxr
An’habakaba-manga
Kanefa mbola tiako ny masonao mijery
Mibanjina ahy irery

Milaza ny tononkira.serasera.org fitia (2)
Nanganohano ery (2)

  Angamba hafakely ny tsiron-drano an’ala
  Madio mangalahala
  Fa mamy toa tantely
  Ireo molotra manify, mitsiky menafify

   Manoroka ahy mangina (2)
   Mandroatra fifaliana (2)

    Angamba koa ho fatratra, ny kalon’ny antsiva
    Manako takariva
    Fa mbola tonga lafatra, ny hira nangononina
    Nihanta fisamonina

   ehpkhetv   Mitohoka ny sofiko (2)
     Ka zary nofinofiko (2)

      Izao tontolo izao, mirindra sy voalanto
      Fatratra sy kanto
      Anefa raha ianao
      Monja no tsy ao

    qclhwa    Izao tontolo izao no tsoriko ry aina (2)
       Fa tany karankaina (2)




Feony: Ramaroson Wilson
Mihira: Salomon sy Olga

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Salomon
Visites : 6037
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : hery
Date : 05/06/2009 16:21
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0582