AOK'IZAY (ROHAMA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aok'izay reo fanaratsiana
Endrikendrika ny namanao
Aok'izay fa tsy hanatsara kqiwrzf ny fanahinao
Aok'izay ny fifosafosana
Bitsibitsika ny namanao
Aok'izay aok'izay
Ndeha ovay re ny fomba fanao

  Ref :Ngamba ianao tsy mahatsapa f'ireny
Dia mamono na dia hoe teny
Fa tena marary mandratra fo
Manimba tokoa
Tsy aleo ve teny mba mampahery
Mampitodika ireo mila ho very
Fa ho itanao, fa hamonjy azy ireo teny natao

Ndeha hialana ireo hita fa ratsy
Fifankatiavana no hajoroy
Avelao ho any ireny vtict fa toa tononkira.serasera.org mampikoro
Ka firaisana uqnvh no aoka ho hita
Izay kinasa rehetra dia ho vita
Tsy ho ela , tsy ho ela
Dia indro fa ho tody soa ny dia

Ref : Ngamba ianao tsy mahatsapa f'ireny
Dia mamono na dia hoe teny
Fa tena marary mandratra fo
Manimba tokoa
Tsy aleo ve teny mba mampahery
Mampitodika ireo mila ho very
Fa ho itanao, fa hamonjy azy ireo teny natao
Ref : 2 fois à la fin

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : ROHAMA
Visites : 1154
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : rdvpphf.mada
Date : 24/02/2020 19:41
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0541