Tsy hanadino anao (Rija Rasolondraibe)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy hanadino anao, raha mbola velona,
Tsy hanadino anao aho, sy ireo fiarahana,
N’inon’inona hatao, n’aiza n’aiza misy ahy,
Ny tononkira.serasera.org fitia no tsaroko dia ho finaritra,
Fahatsiarovana ao am-po, maharitra.
Ireo andro lasa niainantsika e!
Tsy hiverina intsony,
F’isika nikasa, nefa indrisy, veloma hoy ny antsoiny,
Lalan-kafa no dpaorshs voasoratra mba hizoranao,
Lalan-kafa koa no halehako izao.
Mety misy alahelo mavesatra ao am-po
Misy faharesena tsy ekena,
Ny hany handresena, hifaliantsika roa,
Sambatra isika nifankatia tokoa.
Tsy hanadino anao, raha mbola velona
Tsy hanadino anao, sy ireo fiarahana
N’inon’inona hatao, n’aiza n’aiza misy ahy
Ny fitia no tsaroko dia ho finaritra,
Fahatsiarovana ao am-po, maharitra
Hivavaka aho, mba ho antsika e,
Hivavaka ho anao,
Ka ilay endrikao sariaka tsy hiala eny mgilw aminao
’Lay Ray Mpitari-dalana hanoro izay nireelbe hatao
Angataho e, angataho izay ilainao.
Mety misy alahelo, mavesatra ao am-po
Misy faharesena tsy ekena,
Ny hany handresena, hifaliantsika roa,
Sambatra isika nifankatia tokoa
Tsy hanadino anao, raha mbola velona
Tsy hanadino anao sy ireo fiarahana

Ny fitia no tsaroko dia finaritra,

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Rija RasolondraibeVisites : 12120
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Manitra ANDRIAHARIFARA
Date : 07/06/2003 14:07