ANDRIAMANITRA MAHERY (Rija Rasolondraibe)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andriamanitra mahery ny Andriamanitray
Potika ny fahotana nanaovany Azy
Azony hbobztis rlxkgu ny fandresena mandrakizay e !
Fahefana atolory Azy e !
Fanajana no mendrika Azy !

Andriamanitra Fitiavana
Izy no Lohan’ny tafika arahanay
Andriamanitra tononkira.serasera.org Fitiavana
Izy no hany faneva ijoroanay

Ankalazaina ny uprtwnmc Anaranao
Ambonin’izao rehetra izao
Ho ren’ny tany aman-danitra Jesosy Tompon’ny lanitra

Andriamanitra mahery ny Andriamanitray
Fa ny fasana aza tsy nahatazona Azy
Nitsangana ho velona mandrakizay e !
Fahefana atolory Azy e !
Fanajana no mendrika Azy

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Rija Rasolondraibe
Visites : 19709
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Feti Lanto
Date : 12/08/2004 06:16
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0149