ANDRIAMANITRA MAHERY (Rija Rasolondraibe)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andriamanitra mahery ny Andriamanitray
Potika gvgm ny fahotana nanaovany Azy
Azony ny fandresena mandrakizay e !
Fahefana atolory Azy e !
Fanajana no nduy mendrika Azy !

Andriamanitra Fitiavana
Izy no Lohan’ny tafika arahanay
Andriamanitra Fitiavana
Izy no hany faneva ijoroanay

Ankalazaina ny Anaranao
Ambonin’izao rehetra izao
Ho ren’ny foxasmj tany aman-danitra Jesosy Tompon’ny lanitra

Andriamanitra mahery ny Andriamanitray
Fa tononkira.serasera.org ny fasana aza tsy nahatazona Azy
Nitsangana ho velona mandrakizay e !
Fahefana atolory Azy e !
Fanajana no mendrika Azy

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Rija Rasolondraibe
Hits : 19710
Likes : 0 Like
Created by : Feti Lanto
Date : 12/08/2004 06:16
Audio
Excerpt Add to playlist
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0148