Fitiavan-dray (Rija Ramanantoanina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fitia maharitra, fitia miharitra
Fitia tsy hita faritra
Fitia miafina tsy hay tarafina
Satria mifono vy mahamay.
Tsy fantampantatra, kanefa fatratra
Ka mila ho tonga lafatra
Afenimpenina tononkira.serasera.org tsy dia tenenina
Izay no fitiavan-dRay.
Tsy mba tia misehoseho
Matetika aza jereo,
Fa manafay ireomania
Ny hanindroa sanatria!
Tsy manao ozybewd haranam-po
Hizatra ratsy ho lo
Fa mampiseho tsotr’izao
Ny zava-tsoa tsara hatao.
Fitia mananatra, fitia mampianatra
Fitia mitsinjo lavitra
Tsy fanamperana,f’azo qfeg hianteherana
Hamela heloka sy tsy leo.
Fitia mitantana, fanahy rfkj sy vatana
Miaro sy misakana
Mba tsy hivarina,
Fitia manarina
Fitiavan-dRay ry zareo.
Fitia tsy hita faritra
Fitia miafina tsy hay tarafina
Satria mifono vy mahamay.
Tsy fantampantatra, kanefa fatratra
Ka mila ho tonga lafatra
Afenimpenina tononkira.serasera.org tsy dia tenenina
Izay no fitiavan-dRay.
Tsy mba tia misehoseho
Matetika aza jereo,
Fa manafay ireomania
Ny hanindroa sanatria!
Tsy manao ozybewd haranam-po
Hizatra ratsy ho lo
Fa mampiseho tsotr’izao
Ny zava-tsoa tsara hatao.
Fitia mananatra, fitia mampianatra
Fitia mitsinjo lavitra
Tsy fanamperana,f’azo qfeg hianteherana
Hamela heloka sy tsy leo.
Fitia mitantana, fanahy rfkj sy vatana
Miaro sy misakana
Mba tsy hivarina,
Fitia manarina
Fitiavan-dRay ry zareo.
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Rija RamanantoaninaVisites : 7484
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Rahia Mamilalaina
Date : 27/02/2003 19:22
