Naleoko ihany (ft Liva Andrianavalona) (Olombelo Ricky)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Naleoko ihany tsy zaknm nisy ianao
Toy izay hanandratsy aho
Fa ny antsika akia vao omaly
Adinonao sahady
Ka nandratra ahy
Naleoko maauhcg ihany olom-pantatro ianao
Arahaba dia vita
Ankehitriny lasa adin-tsaina ho ahy
Irony zava-bitantsika hatramin’izay
Avelao, avelao amin’izao
Fa ho namako ianao
Avelao mihitsy anie aho
Ho namako ianao
Avelao mihitsy anie aho
Mandehana mahazo
Aza asianao resaka intsony
Izay vita tononkira.serasera.org dia vita
Fa xeuqo fitiavana madio no atolory
Fa io no nahaory anay hatramn’izay
Ny lalanao tsy ho lalako intsony
Samia mandeha
Ireny tantara ireny avalony
Tsy tiako hohenoina intsony
Toy izay hanandratsy aho
Fa ny antsika akia vao omaly
Adinonao sahady
Ka nandratra ahy
Naleoko maauhcg ihany olom-pantatro ianao
Arahaba dia vita
Ankehitriny lasa adin-tsaina ho ahy
Irony zava-bitantsika hatramin’izay
Avelao, avelao amin’izao
Fa ho namako ianao
Avelao mihitsy anie aho
Ho namako ianao
Avelao mihitsy anie aho
Mandehana mahazo
Aza asianao resaka intsony
Izay vita tononkira.serasera.org dia vita
Fa xeuqo fitiavana madio no atolory
Fa io no nahaory anay hatramn’izay
Ny lalanao tsy ho lalako intsony
Samia mandeha
Ireny tantara ireny avalony
Tsy tiako hohenoina intsony
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Olombelo RickyVisites : 21418
Préférés : 4 J'aime
Ajouté par : ikalamako
Date : 28/03/2015 18:57
