Mena masoandro (Olombelo Ricky)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mena masoandro ny aty
Tsy naharitra aho fa niantso an-kira irung andry
Mandalo dia lasa tsy mety ho tamana reo tsiahy
Nantsoiko nefa nangarika ahy
Reo hirako anefa tsy ho lany
Hamangivangiko anao any
Reo tsiky ao am-poko ao tsy mety ho ritra
Fa hanaraka anao tsy haditra zaho
De hiantso anao ssejci foana zaho
Hiantso anao zaho refa mody tononkira.serasera.org ilay masoandro
Aza manahy srwk intsony ianao
Tsy haharitra aho tsy maintsy ho tonga any
Fa na lavitra any aza no misy andry
Zao hira izao tsy maintsy ho tongako any
(Zay fa mazotoa daholo ry reto a! Am-pitiavana)

--------
Lien:
Commentaires
fifaliananomenjanahary
(
19/11/2016 13:04)
tsara!
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Olombelo RickyVisites : 21900
Préférés : 2 J'aime
Ajouté par : Tahyr'
Date : 02/07/2004 21:39