Dada (Ricah Talibao)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Dada
Mandeha ihany ny ahiahy,
Fa tsy eo intsony ilay hibedy anah...
'Lay mpanoro pyhyo sy hananatra ahy,
Dia i Neny ve sisa re!
Avelanao mba hiahy aty gcyojvzg irery...

[bridge]:
Eny na dia efa lehibe,
Dada hudywo hafa ihany 'lay misy anao

refrain:
Papa raha izahay no ilazanao,
Mahatsiaro irery ka mila anao...
Dada miantso izahay mitalao,
Izahay aty, malaelo hatramizao

'Lay fitiavanao anay,
Ato am-ponay tsy ho very...
Mameno banga bediabe,
Dia ny tsara indrindra ho ahy,
Ny hiverenanao atyi, hanopy tononkira.serasera.org maso anay...
[bridge]:
ref:

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Ricah Talibao
Hits : 3814
Likes : 0 Like
Created by : tahiana.dafy2015
Date : 25/07/2016 11:44
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0281