You are here: home > Tononkira > Ricah Talibao

Omeko Anao (Ricah Talibao)

https://tononkira.serasera.org/hira/ricah-talibao/omeko-anao

Ditrako taloha ireny,
Efa nandaozanao ahy
Nandrava izay nifanekena,
Niangavy raha tsy mampanahy

Zaza mbola malemy,
Hainao tamin'ireny
Eto aho,tsy haiko ny miteny
Tena very aho,raiso aho fa very

Eny androany indray,
Miantsoantso anao mba miverena aza mandao
Eny androany indray,
Ny foko tiko omena anao
(omeko anaTsiky dia ampyo)
la la la la la la la
(omeko anao)
la la la la la la la
(omeko anao)
la la la la la la la
(omeko anao yeah)
la la la la la la la
Omeko Anao

Hifonako izay vita teo,
Na zah koa mba efa leo
Foana izay mampalaelo,
Eny ny adalako vita hatreo

Zaza mbola malemy
Hainao t... ... ... ... ...

Eny androany indray,
Miantso... ... ... ... ...

Hevitra mandeha

Ricah Talibao (27/04/2015 08:12:42)

Hiram-pitiavana...

Tohiny

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Ricah Talibao
Mpamaky : 3080
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : Ricah Talibao
Tamin'ny : 27/04/2015 09:40:51
ID : 7426

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo