Dada (Ricah Talibao)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Dada
tononkira.serasera.org Mandeha ihany ny ahiahy,
Fa tsy eo intsony ilay hibedy anah...
'Lay mpanoro sy hananatra ahy,
Dia i Neny ve sisa re!
Avelanao mba hiahy aty irery...

[bridge]:
Eny na dia efa lehibe,
Dada hafa ihany 'lay misy anao

refrain:
Papa raha izahay no ilazanao,
Mahatsiaro irery ka mila anao...
Dada tnihyqg miantso izahay mitalao,
Izahay aty, malaelo hatramizao

'Lay fitiavanao anay,
Ato am-ponay tsy ho very...
Mameno banga bediabe,
Dia ny wclkp tsara indrindra ho ahy,
Ny hiverenanao atyi, pxln hanopy maso anay...
[bridge]:
ref:

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Ricah Talibao
Vangy : 3813
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : tahiana.dafy2015
Daty : 25/07/2016 11:44
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0318