You are here: home > Tononkira > Ricah Talibao

I Love You (Ricah Talibao)

https://tononkira.serasera.org/hira/ricah-talibao/i-love-you-2

Ianao nitomany
Natsiaro nijaly
Fa fitiavana ireny. Fitiavana ireny
Be reo ditra fahiny
Nefa aza tsiny
Fa foko hoanao rery. Foko hoanao rery
........
Ny aty efa hoanao ianao no hoahy
Na mila tsy ho zaka aza reo fakampanahy
F'efa lasanao
Ny foko sy ny saiko ny fanahy tsisy asolo
..........
          Ref:
I love u. I love u
Efa voasoratra iray sika roa
Efa voatokana iray koa ny fo bay..b
I love u. I love u
Efa tononkira.serasera.orgvoasoratra ho mandrakizay
Fitia natokana hoanao sy hoahy
Ouoh o
..........
Reny teny maminao reny no ilaiko hampitony ny foko refa ijay aho marary
Satria ianao rery no hany fanafody hanasitra ahy sy hanome tambitamby
Ka ny foko hoanao rery
Aza avela ho very
Fitiavana anatinao any
Omeo ahy irery
F'ianao no hankahery ra sendra tomany
.........
Ny aty efa hoanao......
.......
            Ref...
       Instru
........
           Ref.....

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Ricah Talibao
Mpamaky : 1124
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : Mamna
Tamin'ny : 13/01/2017 19:38:22
ID : 9072

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo