You are here: home > Tononkira > Ricah Talibao

TENA TIA(sudaf) (Ricah Talibao)

https://tononkira.serasera.org/hira/ricah-talibao/tena-tiasudaf

Eny androany angamba indray,
Ny fotoana mamy ho anao sy ho ahy
Ny taloha tsisy fiovana,mitohy anio eto ihany
Ka mamy 'ilay fotoana mamy

Avant ref:
Ho anao irery any ho any,
Ory sy mitomany
Avy fa mahatsiaro koa ny aty
Efa ela ihany koa izay,
Ny fon-tsika tsy nifandray
Fa ny aty mbola tena tia
(tena tia,tena tia,tena tia)

Ref:
Fa tamin'izay,
Eny ho hatrizay
Ianao tsy ho very fa ho ahy
Hatramin'izao,
Izaho sy ianao
Mifampatoky sy mifankatia,
Na lavitra aza ny aty
(tena tia,tena tia,tena tia)
Na dia lavitra aza ny Tsiky dia ampyaty
-----------"----------"---------"

Hamerina indray,
Ireo fa vita hatrizay (hatrizay,hatrizay,hatrizay)

Avant ref:
Ref:

Babo ny fo,tena babo tokoa
Na hafoiko ny amiko rehetra
Fa ilay fitia tsy manam-petra

Ny amiko no ilazako izany:
Dia fitia fitia tsy ho lany
Ka ilaza indray hoe I LOVE U
Tsy misy hafa-tsy aminao YOU
   Tara,love,maty aminao
   Hatramizay ka hatramizao
   Potipotika ny Fo
   F'efa babo tokoa
(ref+swing)

Ref:
Na dia lavitra aza ny aty

A/C: R I C A H  T A L I B A O
Prod: N E O
titre:TENA TIA
Artiste: RICAH TALIBAO
  

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Ricah Talibao
Mpamaky : 2122
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : Ricah Talibao
Tamin'ny : 11/07/2015 11:17:24
ID : 7577

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo