Mba omeo anah (Ricah Talibao)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ref:Bikanyi,
Manaraka rythme ngoman'ny mpankafy...
Ka ny atyi,
Manaraka aoriana manivana dia mandihy...
(Miangavy mba omeo anah)
-Na zovy2, na bika na endrika fa raha ianao
hafa mihintsy e
Fitafy toa miavaka, sipa migesta, izaho wa
mahatsiaro mivika e
Efa an-tratrako eto ka tsy avelako, omeo ahy
ny tanan-dry fa ho tantanako, an-tsika ny
fety anio
Zipony mena, fotsy ka manintona, ny masoko
miaiky mihintsy fa milay, ndria tsara, ary
papany io
Chorus:
Raha ny androany, tsisy hiala maina, raha ny
foko efa nalainy, mba ho azy ihany...
Izaho nanjary ntoc toc (toc toc=adaladala)
Rehefa m'tsiky izy moramora,
Rehefa m'bika izy mola mola,
Babony aho...
Faly aho dia mba msaute saute
ref:
-Ny foko tsy mionona fa avy hatrany koziko
fa ianao ilay tiko be
Na mafy tononina iafisako foana kozina na
hoe izaho le mapiomehy
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ricah TalibaoVangy : 2439
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : tahiana.dafy2015
Daty : 25/07/2016 11:45