Tafalatsaka (Ricah Talibao)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Rehefa nandeha teny ny fotoana
Sasatra nikaroka izay nahasoa...
Fa nandeha ny andro,volana, sy taona
Fa toa Tsy nety nisokatra ny fo
Fa ny anio tô hafa kely, hafa kely, hafa kely
Nahita anjely tonga dia babo mintsy aaahooo

Bg :
Zah aloa tsy mahay miatsara velatsia
Fa tonga dia laniko lay bikany
sanatria hoe mitsara ivelany
Fa tegna pointureko ilay viavy iny
Tsy hoe resaka doka fa tena babony aho
Tena hoe mahasahy milokaloka fa ianao no anjarako

Fiv :
TENA BABO AH,
AMINAO ZAH NENY A
TAFALATSAKA ZATO ISANJATO
FA ZAO HITENY AH ..
HOE:
TAFALATSAKA AMINAO ZAH BABY YEUH!!!


Ela niandrasana fa nahita zah niagny, uhmmm
Efa nihisaka ny tany...
Mba ento hanidina any hianika ny tontolonao
Efa be zay vita zay fa mbola tsy nahita mamy ohatranao zah
Tsy rediredy fa adala aminao zah

Bg :

Fiv :
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Ricah Talibao
Vangy : 122
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : rakeric5
Daty : 11/03/2024 12:41
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0732