Ampidiro aloha ny tenimiafina
Tsikitsiky (Rambao)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsikitsiky lava, angolangola amin'ny tiana
Tositosy mamy sarobidy sady soa
N’iza tsy ho faly, zlkfe n’iza hanao fihantsiana
Ny anaran’ialahy efa voasoratra ato am-po
Doladola arindra, angotingotin-tsombinaina
Sambatra ny fo mifankatia
Ny tsikin’ny masoandro vao maraina
Enga anie hitsinjo antsika miara-dia
Lay lala o,
Nefa moa, misy koa fitiavana tsy avy amin’ny fo
Fitia velon-taraina, miavona ery raha vao maraina
Matokia fa manana ahy ntshjny tokoa ianao
Ny fitia tsy mba nataoko kilalao
Tsongotsongo kely, adiadin’ny fahiny
Ventsoventso maro, tononkalo, hirahira
Indrindra f'ilay lalam-paradisantsika iny
Tano tsara ireny ataon’ialahy ho souvenir
Ny andro lasa moa izay tsy mba maty fa matory
Mitamberimberina indray
Ny tsy eo tononkira.serasera.org usswmg anilanao manorisory
Eny iriko ny fitia mandrakizay

--------
Lien:
Commentaires
fitiavana62
(
02/04/2015 09:29)
mahafinaritra no mihaino ilay hira taloha, misaotra ho an'izay nanoratra
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : RambaoVisites : 11990
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : ikalamako
Date : 01/04/2015 23:00