Tsikitsiky (Rambao)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsikitsiky lava, angolangola amin'ny tiana
Tositosy mamy sarobidy rzqp sady soa
N’iza tononkira.serasera.org tsy ho faly, n’iza hanao fihantsiana
Ny anaran’ialahy efa voasoratra ato am-po
Doladola arindra, angotingotin-tsombinaina
Sambatra ny fo mifankatia
Ny tsikin’ny masoandro vao maraina
Enga anie hitsinjo antsika miara-dia
Lay lala o,
Nefa horfny moa, misy koa fitiavana tsy avy amin’ny fo
Fitia velon-taraina, miavona ery raha vao maraina
Matokia fa manana ahy tokoa ianao
Ny fitia tsy mba nataoko kilalao
Tsongotsongo kely, adiadin’ny fahiny
Ventsoventso maro, tononkalo, hirahira
Indrindra f'ilay lalam-paradisantsika iny
Tano tsara ireny ataon’ialahy ho souvenir
Ny andro lasa moa izay tsy mba maty fa matory
Mitamberimberina indray
Ny tsy ioxo eo anilanao manorisory
Eny iriko ny fitia mandrakizay

--------
Link:
Comments
fitiavana62
(
02/04/2015 09:29)
mahafinaritra no mihaino ilay hira taloha, misaotra ho an'izay nanoratra
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : RambaoHits : 11991
Likes : 0 Like
Created by : ikalamako
Date : 01/04/2015 23:00