Misokasoka (RABERANTO)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misokasoa wxnpfh eh!!! misokasoka eh!! (2)
Misokatra ho anao ny reviko
Efa ela(2) izay no tsy nahitana anay
Tsy mifanadino aki, sanatria dia sanatria
Miketriketrikao ny revy izay hatao
Ka hampifaly anao ambia hilalao
Misokasoa eh!!! misokasoka eh!! (2)
Misokatra ho etyqk anao ny tononkira.serasera.org reviko
Raha te-hirevy ianao qkitil dia ny vazoko hirao
Hamalifaly anao sy hahasambatra anao
Na kely na lehibe dia afaka mandre
N’aiza(2) tany aleha dia lasa dega be
Misokasoa eh!!! misokasoka eh!! (2)
Misokatra ho anao ny reviko
Misokatra ho anao ny reviko
Efa ela(2) izay no tsy nahitana anay
Tsy mifanadino aki, sanatria dia sanatria
Miketriketrikao ny revy izay hatao
Ka hampifaly anao ambia hilalao
Misokasoa eh!!! misokasoka eh!! (2)
Misokatra ho etyqk anao ny tononkira.serasera.org reviko
Raha te-hirevy ianao qkitil dia ny vazoko hirao
Hamalifaly anao sy hahasambatra anao
Na kely na lehibe dia afaka mandre
N’aiza(2) tany aleha dia lasa dega be
Misokasoa eh!!! misokasoka eh!! (2)
Misokatra ho anao ny reviko
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : RABERANTOVisites : 4037
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : admin
Date : 30/10/2001 03:10
