Tsy mety afa-po (Poopy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy mety afa-po raolombelona
Mandeha mampiasa loha tsy mahay mihonona
Tsy mety ho afa-po raolombelona
Mitady be kokoa noho izay an-tanana

Indro lasa mahavatra toa manao ny tsy fanao
Mba hitovy na hihoatra ny hafa
Na ny fomba ho enti-manana aza toa tsy rariny
Rehefa pwbxbyot azo izay ilaina ampy izay

Indraindray sjlpurk mampanahy lasa lavitra
Mihoa-pefy ny atao mba ho toa ny tianao
Mihoava toetra tsy voafetra izany fanirianao
Ny hafa toa tsy maintsy qtxkjeh tsindrina
Dia mamono eritreritra mihitsy moa ianao
Fa tsy maintsy hitovy amin’ny hafa
Toa adino ny rehetra tsara izay natoro anao
fa tononkira.serasera.org mahery izany fanirianao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Poopy
Visites : 4970
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Heriniaina
Date : 21/10/2001 23:10
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.036