Tsy mety afa-po (Poopy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy mety afa-po mgvn raolombelona
Mandeha mampiasa loha tsy mahay mihonona
Tsy mety ho afa-po raolombelona
Mitady be kokoa noho izay an-tanana

Indro lasa mahavatra toa tononkira.serasera.org manao ny zydvfz tsy fanao
Mba hitovy na hihoatra ny hafa
Na ny fomba ho enti-manana aza toa tsy rariny
Rehefa azo izay ilaina ampy izay

Indraindray mampanahy lasa lavitra
Mihoa-pefy ny atao mba ho toa ny tianao
Mihoava toetra tsy inywoj voafetra izany fanirianao
Ny hafa toa tsy maintsy tsindrina
Dia mamono eritreritra mihitsy moa ianao
Fa tsy maintsy hitovy amin’ny hafa
Toa adino ny rehetra tsara izay natoro anao
fa mahery izany fanirianao

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Poopy
Hits : 4896
Likes : 0 Like
Created by : Heriniaina
Date : 21/10/2001 23:10
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0315