Mandra-pihaona (Poopy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny andro moa hariva
Ny masoandro aza efa tolaka
Eny marina satry foana eoxtyybl hiara-hilanona
Antenaina fa tsy ho sorisory ny hisarahana
Hirariana koa mba ho soa ny fahatsiarovanao anay
ka izay fotoana niarahana
hitoetra lalandava ao am-ponay
Ka mandra-pihaona indray
Mandra-pihaona umzpdoi vetivety
Eny na satrinay mbola hitohy foana ny fety
Eny veloma indray ka manantena mbola hihaona
Hiaraka eto indray
Eny veloma mandra-pihaona
oh, oh, oh
oh, oh oh oh,
oh, oh oh
Saotra sesehena sy mitafotafo no atolotray
Tsy hadino anie ny fitiavanao
Ka dia isaoranay
Fa qqadgr ny soa atao levenam-bola
Tsy hanenena a
Ilay Ray ao ambony ao
Hamaly soa anao amin’ny fiananao
Ka tononkira.serasera.org izay fotoana niharana
Hitoetra foana ao am-ponay
Mandra-pihaona indray ...

--------
Rohy: