Mandra-pihaona (Poopy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny andro moa hariva
Ny masoandro aza efa tolaka
Eny marina satry foana vrkc hiara-hilanona
Antenaina fa tsy ho sorisory ny hisarahana
Hirariana tononkira.serasera.org koa mba ho soa ny fahatsiarovanao anay
ka izay hkwjk fotoana niarahana
hitoetra lalandava ao am-ponay

Ka mandra-pihaona indray
Mandra-pihaona vetivety
Eny na satrinay mbola hitohy foana ny fety
Eny veloma indray ka manantena mbola hihaona
Hiaraka eto indray
Eny veloma mandra-pihaona

oh, oh, oh
oh, oh oh oh,
oh,  oh oh

Saotra sesehena sy mitafotafo no atolotray
Tsy zkkizcb hadino anie ny fitiavanao
Ka dia isaoranay
Fa ny soa atao levenam-bola
Tsy hanenena a
Ilay Ray ao ambony ao
Hamaly soa anao amin’ny fiananao
Ka izay fotoana niharana
Hitoetra foana ao am-ponay

Mandra-pihaona indray ...

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Poopy
Hits : 4726
Likes : 0 Like
Created by : pela
Date : 03/08/2008 22:08
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0452