Tinah (Odyai)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tinah,tinah,
Anilanao ihany no mahatsara anah(2)

Ie!Efa ela zay za tia anao
Fitiavako anao zay tsy kilalao
Na dia maro zay eto an-tany
Mbol love foana tiakô,
Na mangatsiaka io na mafana,
Anlanao fo mahatamana,
Ianao no iriako ho vantan-trano,
Iee!Tinah

Karakôry atao tsy ankilanao
Isan'andro za fa mila anao,
Tinah,tinah
Maraindraina vao mifoha eh
Aloa any anaty loha eh,
Tinah,tinah.

Ref: Tinah,tinah
Anilanao ihany no mahatsara anah.(2)
Satria love aminao za ma baby e
Love aminao ka aza avela irery,ananh!

Ambarao aminao koa love eh,
Ambarao aminao koa tiah,
ouh,ahaha!

Karakôry...tinah

Ref:....(2)
--------
Lien:
Commentaires
yla2004 ( 14/07/2016 08:54)
Mba vakio eh!!!!!
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Odyai
Visites : 4484
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : yla2004
Date : 14/07/2016 09:00
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0734