Ampidiro aloha ny tenimiafina
SAROBIDY AMIKO IANAO (Ny salohy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Na dia atao hoe : adala aza hianao
Na dia nania sy nandao aza
Nanao izay rehetra tianao natao
Ka noheverina hoe tsy sahaza
Dia mbola tsy foiko tokoa, satria
Na tsy hanaiky mihitsy aza hianao
Ny Ahy mantsy rehefa ifkrj tia dia tena tia
Tsy mba mahazo manda Aho
Satria sarobidy amiko hianao
Sady malala no be voninahitra
Ka tsy foiko, tsy haiko avela amin’izao
Ny fitiavako anao pmmolnf : mandrakizay maharitra
Niezaka Aho ny hanatona anao
Nanao izay rehetra azo natao
Nanoratra Aho, tononkira.serasera.org nilaza ireo vaovao
Nanafatra ihany koa ireo cqrlajxl namanao
Ho anao namoizako ny aiko
Nalatsako ny rako noho hianao
Ny fiandrianako tsy mba nolalaiko
Nataoko izany, satria : TIAKO hianao
RABARIJAONA Andrianaina Robdera
Na dia nania sy nandao aza
Nanao izay rehetra tianao natao
Ka noheverina hoe tsy sahaza
Dia mbola tsy foiko tokoa, satria
Na tsy hanaiky mihitsy aza hianao
Ny Ahy mantsy rehefa ifkrj tia dia tena tia
Tsy mba mahazo manda Aho
Satria sarobidy amiko hianao
Sady malala no be voninahitra
Ka tsy foiko, tsy haiko avela amin’izao
Ny fitiavako anao pmmolnf : mandrakizay maharitra
Niezaka Aho ny hanatona anao
Nanao izay rehetra azo natao
Nanoratra Aho, tononkira.serasera.org nilaza ireo vaovao
Nanafatra ihany koa ireo cqrlajxl namanao
Ho anao namoizako ny aiko
Nalatsako ny rako noho hianao
Ny fiandrianako tsy mba nolalaiko
Nataoko izany, satria : TIAKO hianao
RABARIJAONA Andrianaina Robdera
--------
Lien:
