Tsy Fidiny (Ny Sakelidalana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy mba afaka miala
Ireo izay manana ny adala
Fa miaritra ee!
Eo ihany, na mampitomany.
Tsy lavina fa vojeyyxu eny
Zanaka na Ray ama-dReny
Refa adala anie
Itoviana
Ny fijaliana
Baraka ve
Tondro-molotra
Efa tandra vadik' oditra
Henatra sisa
Itafiana
Karazan-damba
Isora-jaliana
Ireo izay manana tononkira.serasera.org ny hendry
Kinga ny miteny
Fa raha gcuqdt azy hoe ireny
Naony vao kely
Fa raha ny adalan ny tena
No mianjak'eny antsena
Tohina ny fo
Marary ny andoha
Tsy fidiny azy
Re reolona
Saingy anjara tsy maintsy zakaina
Tsy afaka iny raha tsy ny aina
No efa mandao, nandao ny bkvkqtuc maraina
Tsy mba afaka miala ....
Ireo izay manana ny adala
Fa miaritra ee!
Eo ihany, na mampitomany.
Tsy lavina fa vojeyyxu eny
Zanaka na Ray ama-dReny
Refa adala anie
Itoviana
Ny fijaliana
Baraka ve
Tondro-molotra
Efa tandra vadik' oditra
Henatra sisa
Itafiana
Karazan-damba
Isora-jaliana
Ireo izay manana tononkira.serasera.org ny hendry
Kinga ny miteny
Fa raha gcuqdt azy hoe ireny
Naony vao kely
Fa raha ny adalan ny tena
No mianjak'eny antsena
Tohina ny fo
Marary ny andoha
Tsy fidiny azy
Re reolona
Saingy anjara tsy maintsy zakaina
Tsy afaka iny raha tsy ny aina
No efa mandao, nandao ny bkvkqtuc maraina
Tsy mba afaka miala ....
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Ny SakelidalanaVisites : 1131
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Kcnarf
Date : 24/12/2022 21:02
