Ny vola (Ny Safidy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Manana ariary mivoady amin-janahary
Te hahazo ariary folo o !o!
Manana ariary folo mivoady aman’olo
Te hahazo ariary zato
Manana ariary zato miasa tsy miato
Te hahazo arivo o!o!
Manana arivo manao hoe mpanarivo
Te hahazo iray alina
Manana iray alina miasa andro aman’alina
Te hahazo iray hetsy e!
Manana pwpnnse iray hetsy mampiasa fetsifetsy
Te hahazo an’ampitrisa o!
Fiv: vola e!volabe mampihetsiketsika
Ny vola aro fitady e!
vola e!volabe mampihetsiketsika
tsy misy xwdadzx afa-po amin’ny vola
Jesoa aro no elsar vola ilay vola tsara indrindra
Volan-tsika Kristiana o!
Izay manana Azy,no tena tononkira.serasera.org mpanambola
Io ilay vola tsara indrindra o
Fiv: Jesoa!Jesoa no volan-tsika kristiana
Ilay vola tsara indrindra
Jesoa!Jesoa no volan-tsika kristiana
Ilay vola sarobidy indrindra
Te hahazo ariary folo o !o!
Manana ariary folo mivoady aman’olo
Te hahazo ariary zato
Manana ariary zato miasa tsy miato
Te hahazo arivo o!o!
Manana arivo manao hoe mpanarivo
Te hahazo iray alina
Manana iray alina miasa andro aman’alina
Te hahazo iray hetsy e!
Manana pwpnnse iray hetsy mampiasa fetsifetsy
Te hahazo an’ampitrisa o!
Fiv: vola e!volabe mampihetsiketsika
Ny vola aro fitady e!
vola e!volabe mampihetsiketsika
tsy misy xwdadzx afa-po amin’ny vola
Jesoa aro no elsar vola ilay vola tsara indrindra
Volan-tsika Kristiana o!
Izay manana Azy,no tena tononkira.serasera.org mpanambola
Io ilay vola tsara indrindra o
Fiv: Jesoa!Jesoa no volan-tsika kristiana
Ilay vola tsara indrindra
Jesoa!Jesoa no volan-tsika kristiana
Ilay vola sarobidy indrindra
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Ny SafidyVisites : 1431
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : andrianatoandromanoa1998
Date : 26/07/2019 22:17
