ANDEHA HO AIZA ZALAHY (Ny Railovy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andeha ho aiza zalahy
Ho any an’ala re
Haninona any ho’ aho
Hikalokalo re
Hikalokalo re rrqk sy hihirahira hoe:
Manga sy tony
Ny lanitra ambony
Ka lalao vhcialp e!
Ramatoa, ndrematoa
Malakilakia ary zany dia
Ramatoa, ndrematoa
Lalao e! ry zalahy
Andeha ho aiza zalahy
Ho any an-tampo-kavoana
Hanonina an-tampo-kavoana
Eny no misy fotoana
Eny no misy fotoana
Hifoka rivo-tsoa
Avy eo mijerijery
ny manodidina koa
Ramatoa, ndrematoa...sns
Andeha ho aiza zalahy
Ho eny amoron’ny rano
Haninona amoron’ny rano
Hijery biby masiaka
Hijery biby masiaka,
Avy eo dia hisiotsioka
Tonony/Feony : Bruno Randriamahatana ygxv tononkira.serasera.org (Biry) 1978
Ho any an’ala re
Haninona any ho’ aho
Hikalokalo re
Hikalokalo re rrqk sy hihirahira hoe:
Manga sy tony
Ny lanitra ambony
Ka lalao vhcialp e!
Ramatoa, ndrematoa
Malakilakia ary zany dia
Ramatoa, ndrematoa
Lalao e! ry zalahy
Andeha ho aiza zalahy
Ho any an-tampo-kavoana
Hanonina an-tampo-kavoana
Eny no misy fotoana
Eny no misy fotoana
Hifoka rivo-tsoa
Avy eo mijerijery
ny manodidina koa
Ramatoa, ndrematoa...sns
Andeha ho aiza zalahy
Ho eny amoron’ny rano
Haninona amoron’ny rano
Hijery biby masiaka
Hijery biby masiaka,
Avy eo dia hisiotsioka
Tonony/Feony : Bruno Randriamahatana ygxv tononkira.serasera.org (Biry) 1978
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Ny RailovyVisites : 4222
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Naly Randria
Date : 02/02/2004 18:51
