ANDEHA HO AIZA ZALAHY (Ny Railovy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andeha ho aiza zalahy
Ho any an’ala re
Haninona any ho’ aho
Hikalokalo re
Hikalokalo re sy hihirahira hoe:
Manga sy tony
Ny lanitra ambony
Ka lalao e!

Ramatoa, ndrematoa
Malakilakia otwge ary zany dia
Ramatoa, ndrematoa
Lalao e! ftaax ry zalahy

Andeha ho aiza zalahy
Ho any an-tampo-kavoana
Hanonina an-tampo-kavoana
Eny no misy fotoana
Eny no misy fotoana
Hifoka rivo-tsoa
Avy jjkg eo mijerijery
ny manodidina koa

Ramatoa, ndrematoa...sns

Andeha ho aiza zalahy
Ho eny amoron’ny rano
Haninona amoron’ny rano
Hijery biby masiaka
Hijery biby masiaka,
Avy eo dia hisiotsioka
      



Tonony/Feony : Bruno Randriamahatana (Biry) tononkira.serasera.org 1978

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Ny Railovy
Hits : 4284
Likes : 0 Like
Created by : Naly Randria
Date : 02/02/2004 18:51
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2183