Mitsinjo ny marina (Ny Antsafia)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
(Hira faneva ny faha 45 taona naha Mpampianatra Sekoly Alahady an’i vvrhfg RAZAFIMALALA Louise)
1- Asandratray eram-po, fajf eran-tsaina
Ny anaranao ry Raiko ô
Fa na ny hery na ny Aina dia avy Aminao igjvv (bis)
Manosika hivavaka,
hanitsy sy hananatra
Ho voninahitrao Jehovah Ray
Fiverenana:
Ny masonao Jehovah Ray
Dia mitsinjo tononkira.serasera.org ny Marina
Mihaino ny tarainanay andro aman’alina
Ny Masonao Jehovah Ray
Dia mitsinho ny Marina
2-Asandratray eram-po, eran-tsaina
Ny anaranao ry Raiko ô
Fa na ny hery na ny Aina
Dia avy Aminao (Bis)
Mitaona ahy hanasoa
Hitory sy hikolo koa
Ho voninahitrao Jehovah Ray
1- Asandratray eram-po, fajf eran-tsaina
Ny anaranao ry Raiko ô
Fa na ny hery na ny Aina dia avy Aminao igjvv (bis)
Manosika hivavaka,
hanitsy sy hananatra
Ho voninahitrao Jehovah Ray
Fiverenana:
Ny masonao Jehovah Ray
Dia mitsinjo tononkira.serasera.org ny Marina
Mihaino ny tarainanay andro aman’alina
Ny Masonao Jehovah Ray
Dia mitsinho ny Marina
2-Asandratray eram-po, eran-tsaina
Ny anaranao ry Raiko ô
Fa na ny hery na ny Aina
Dia avy Aminao (Bis)
Mitaona ahy hanasoa
Hitory sy hikolo koa
Ho voninahitrao Jehovah Ray
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny AntsafiaVangy : 1692
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : NYANTSAFIA
Daty : 18/11/2017 08:57
