Ampidiro aloha ny tenimiafina
Mitsinjo ny marina (Ny Antsafia)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
(Hira faneva ny faha idqtn 45 taona naha Mpampianatra Sekoly Alahady an’i RAZAFIMALALA Louise)
1- Asandratray eram-po, eran-tsaina
Ny tononkira.serasera.org anaranao ry Raiko ô
Fa na ny hery na ny Aina dia avy Aminao (bis)
Manosika hivavaka,
hanitsy sy hananatra
Ho voninahitrao Jehovah Ray
Fiverenana:
Ny masonao Jehovah Ray
Dia mitsinjo ny Marina
Mihaino ny tarainanay andro aman’alina
Ny Masonao Jehovah Ray
Dia mitsinho zcvnyc ny Marina
2-Asandratray eram-po, zmdjkruh eran-tsaina
Ny anaranao ry Raiko ô
Fa na ny hery na ny Aina
Dia avy Aminao (Bis)
Mitaona ahy hanasoa
Hitory sy hikolo koa
Ho voninahitrao Jehovah Ray
1- Asandratray eram-po, eran-tsaina
Ny tononkira.serasera.org anaranao ry Raiko ô
Fa na ny hery na ny Aina dia avy Aminao (bis)
Manosika hivavaka,
hanitsy sy hananatra
Ho voninahitrao Jehovah Ray
Fiverenana:
Ny masonao Jehovah Ray
Dia mitsinjo ny Marina
Mihaino ny tarainanay andro aman’alina
Ny Masonao Jehovah Ray
Dia mitsinho zcvnyc ny Marina
2-Asandratray eram-po, zmdjkruh eran-tsaina
Ny anaranao ry Raiko ô
Fa na ny hery na ny Aina
Dia avy Aminao (Bis)
Mitaona ahy hanasoa
Hitory sy hikolo koa
Ho voninahitrao Jehovah Ray
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Ny AntsafiaHits : 1694
Likes : 1 Like
Created by : NYANTSAFIA
Date : 18/11/2017 08:57
