Eto anatrehanao (Ny Antsafia)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hira fanevan'ny fahafolo taonan'NY ANTSAFIA
(lahy)
1-Androany aho dia tsy tafatombina mihitsy
Raha nahatsiaro ilay famonjena izay nataonao ahy
Ka nahatonga ahy hamerina sy hanavao
‘Reo voady izay nataoko teo aminao
(vavy)
Androany aho dia dtjcnjj tsy tafandry mandry
Raha nahatsiaro ilay toky mamy nataonao ahy
Hoe ho avy haka sy handray
Ka tononkira.serasera.org izay misy anao no mbola hisy ahy
Eto zlrlshye anatrehanao, eto anatrehanao
No hanolorako ndray ny foko hanjakanao
Eto anatrehanao, eto anatrehanao
No ilazako f’izaho tsy hiala na koa handao
Ka na ady na hoe fijaliana
Ranomaso noho ny fahoriana
‘Zaho tsy hiova, hanaraka anao hatrany
Korana sy ny fifaliana
Velon tsiky aho ixks satria notahiana
Hanandram-peo fiderana sesilany

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Ny AntsafiaVisites : 1798
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : NYANTSAFIA
Date : 18/11/2017 08:41