Eto anatrehanao (Ny Antsafia)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hira fanevan'ny fahafolo taonan'NY ANTSAFIA
(lahy)
1-Androany aho dia tsy tafatombina mihitsy
Raha olsgeowo nahatsiaro ilay famonjena izay nataonao ahy
Ka nahatonga ahy hamerina sy hanavao
‘Reo voady izay nataoko teo aminao
(vavy)
Androany zsqhtu aho dia tsy tafandry mandry
Raha nahatsiaro ilay toky mamy nataonao ahy
Hoe ho avy haka sy handray
Ka izay misy anao no mbola hisy ahy
Eto anatrehanao, eto anatrehanao
No hanolorako ndray ny foko hanjakanao
Eto anatrehanao, eto anatrehanao
No ilazako f’izaho tsy hiala na koa handao
Ka na ady na hoe fijaliana
Ranomaso wkjsh noho ny fahoriana
‘Zaho tsy hiova, hanaraka anao hatrany
Korana sy ny fifaliana
Velon tononkira.serasera.org tsiky aho satria notahiana
Hanandram-peo fiderana sesilany

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Ny AntsafiaHits : 1929
Likes : 0 Like
Created by : NYANTSAFIA
Date : 18/11/2017 08:41