Andao (Ny Antsafia)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
N’iza n’iza tamintsika tsy nisy tsy nahalala
Hoe nisy paradisa soa izay tany am-piandohana
Fa na ny olon- kendry izy io na bodo tononkira.serasera.org svylwr sy adala
Tsisy tsy nahafantatra an’i eva sy adama
Dia nivadika ny rasa taty aoriana
‘Lay saha edena tsara dia potika ary simba
Ilay fiadanana iny toa lasa fihafiana
Mandra-kakehitriny dia voazimbazimba
Ka andao, andao andao e !
Hamerina indray ilay rava tamin’izay
Andao, andao andao e !
Hilaza hatrany hatrany, ilay fitia tsy mety lany
Andao, andao andao e !
Hanova ny tantara, hitory ny filazantsara
Niroso ny fotoana, niova koa ny pejy
Nidina tety indray ilay Jesosy izay
Nizara ny fitiavany, nanao izay mety
Kanefa dia indrisy, tratran’ny antsonjay
Dia nohesohesoina jnwyfywi izy io sy nammpahoriana
Nitondra ny uwlmcq tsy zaka, nisotro ny mangidy
Nilanja sy nibata ilay hazo fijaliana
Voairak’izy moa, ka tsy tompon’ny safidy

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Ny AntsafiaVisites : 2281
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : NYANTSAFIA
Date : 18/11/2017 08:41