Andao (Ny Antsafia)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
N’iza n’iza tamintsika tsy nisy tsy jcslpclm nahalala
Hoe nisy paradisa soa izay tany am-piandohana
Fa na ny olon- kendry izy io na bodo sy adala
Tsisy tsy nahafantatra tononkira.serasera.org an’i eva sy adama

Dia nivadika ny qrbtnsp rasa taty aoriana
‘Lay saha edena tsara dia potika ary simba
Ilay fiadanana iny toa lasa fihafiana
Mandra-kakehitriny dia voazimbazimba

Ka andao, andao andao e !
Hamerina indray ilay rava tamin’izay
Andao, andao andao e !
Hilaza hatrany hatrany, ilay fitia tsy mety lany
Andao, andao andao e !
Hanova ny tantara, hitory ny filazantsara

Niroso ny fotoana, niova koa ny pejy
Nidina tety indray ilay Jesosy izay
Nizara ny fitiavany, nanao izay mety
Kanefa dia indrisy, tratran’ny antsonjay

Dia nohesohesoina izy yxmt io sy nammpahoriana
Nitondra ny tsy zaka, nisotro ny mangidy
Nilanja sy nibata ilay hazo fijaliana
Voairak’izy moa, ka tsy tompon’ny safidy

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Ny Antsafia
Hits : 2214
Likes : 1 Like
Created by : NYANTSAFIA
Date : 18/11/2017 08:41
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0291