Ampidiro aloha ny tenimiafina
An-tananao (Ny Antsafia)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Apetrako eo Aminao Tompo oh ny momba ahy
Ianao Ilay Mpiandry ahy, tsy nahafo sy niahy
Izay rehetra mahakasika ahy
Raiko oh hiasao sy hanjakao
Ny eftrpzci foko ho lapanao, arovu amin'izao fiainana izao zvdq
Ireo faniriana lalina anatiko ao
Omeko, atolotro am-pelantananao
Ref:
Satria malalanao aho Jesoa
Dia tononkira.serasera.org hatoky anao hatrany ity zanakao
Tantano aho ho eo Aminao doria
Apetrako an-tananao izao fiainako izao
Vimbino aho ry Ilay Ray tsy mba mandao
Ny tananao mitantana ahy kvsgino Jesosy oh no andriko
Ka na onja na tafiotra dia tsy hanafotra ahy
Na alondrano koa diaviko, hazony re ny tanako
Ianao no hametrahako, ireo lalako ireo tanjoko
Ireo hetaheta lalina ao anatiko ao
Omeko, atolotro eo am-pelantananao
Ref:
(Satria malalanao aho Jesoa
Dia hatoky anao hatrany ity zanakao
Tantano aho ho eo Aminao doria
Apetrako an-tananao izao fiainako izao
Vimbino aho ry Ilay Ray tsy mba mandao)x2

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Ny AntsafiaVisites : 780
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Sanda825
Date : 27/11/2024 19:04